|
|
|
|

Entry (1/3)1  faribolana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsipika boribory feno tanteraka ka mitovy ny elanelan' ny teboka rehetra aminy amin' ny teboka iray eo afovoany
Explanations in English  4  [1.2] A circle, a circumference, a circuit
5  [1.7] a circle
Explanations in French  6  [1.8] cercle
Examples  7  [2.356#] Nanao faribolana izahay ary niteny aho ka Robert Gagg no nandika teny ho amin' ny fiteny alema.
Vocabulary  8  Mathematics: geometry
Elementary words  9  faritra, volana
Compound words 

Entry (2/3)22  faribolana
Part of speech  23  noun
Explanations in English  24  [1.2] a children's game of making circles.
Examples  25  [2.5#] Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao faribolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika.
Vocabulary  26  Game

Entry (3/3)27  fari-bolana
Part of speech  28  locution
Explanations in Malagasy  29  [1.1] enti-milaza sary vorivory

Anagrams  30  fari-bolana, faribolana

Updated on 2025/04/14