|
|
|
|

Entry1  farary
Root  2  rary
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza olona marary lava tsy mety salama [1.1]
Explanations in English  5  often ill [1.7]
Explanations in French  6  souvent malade, maladif [1.8]
Examples  7  Tovolahy salaina Rakoto fa tsy mba farary. [1.437#]
8  Ny Alakamisy dia olona farary, saozanina, taizan' aretina. [1.381#]
Vocabulary  9  Health
Analogs  10  farofy, tsy salama, tsy seheno, mavozo, malemy, marisarisa, malovilovy, osa, saozanina, marary ovana, tsy matanjaka, mangorera, tsy mahazo nofo, malezolezo, marafoka, migidredro

Updated on 2023/10/21