|
|
|
|

Entry1  fanapahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fizarana (zavatra) roa misaraka tsara: Fanapahana mofo
Fiatoana, fijanonana: Tsy nitohy ny fivoriana, fa nisy fanapahana kely teo amin' ny mitataovovonana
Fandidiana: An' ny lehiben' ny fokontany ny fanapahana ny amin' izany
Tsy fahatongavana hiasa: Nohony fanapahanao telo andro dia hanesorana ny karamanao
Explanations in English  4  [1.7] the act of cutting; the act of deciding; government, authority
Explanations in French  5  [1.8] action de couper; action de prendre une décision; gouvernement, autorité
6  [1.13] coupe, découpage, tranchage, tronçonnage, décision, interruption, amputation
Examples  7  [1.320#] Anaovana fitànana an-tsoratra ny fanapahana nofaranana.
8  [2.298#] Azy ny fanapahana, ka izay ataony mahatrara antitra azy!
Root  9  tapaka
Analogs  10  fandidiana
Compound words 

Updated on 2024/12/12