Entry | 1 fanapahan-kevitra |
Elementary words | 2 fanapahana, hevitra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in English |
4 a decision [1.7] |
Explanations in French |
5 décision [1.8] |
Examples |
6 Ry zareo ihany mantsy no nitehaka nankasitraka ilay fanapahankevitra tsy nifanaraka tamin' ny lalàna noho izy nomba ny tsy ara-dalàna nataony, dia mbola ry zareo ihany indray izao no mitsipaka ny fanapahankevitra mifanaraka tsara amin' ny lalàna sy ny Lalàmpanorenana. [4.27#] |
Updated on 2023/03/25 |