Entry | 1 fandidiana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanapahana: Inty ny antsy fandidiana mofo Fandrasana: Fandidian-kena Fanetezana lamba ho akanjo: Mila fahatzana ny fandidiana akanjo Fandrasana nofo na fanapahana taova ao amin' ny tenan' ny olombelona mba hapalana aretina: Natao omaly ny fandidiana an-dRakoto Fifehezana, fanapahana: Rabe no tompon' ny fandidiana eto amin' ny faritany Fandaharana: Nantsoiny ny zanany fa hanao ny fandidiana ny fananany izy 4 [1.78] [Bezanozano] antsy |
Explanations in English |
5 [1.7] cutting; surgery; the act of commanding |
Explanations in French |
6 [1.8] action de couper; chirurgie commandement 7 [1.13] découpage; chirurgie |
Examples |
8 [2.442#] Jona no fotoana fandidiana vary. 9 [2.424#329] Indraindray dia ilaina ny fandidiana. 10 [2.508#] Ianao ihany no tompon' ny fandidiana ao amin' ny taninao. |
Root | 11 didy |
Analogs | 12 fanapahana |
Quotes | 13 Texts mentioning fandidiana |
Anagrams | 14 andidifana, fandidiana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |