|
|
|
|

Entry (1/3)1  manisa
Root  2  sisa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  mamela sisa [Tanala] [1.78]
5  Mamela sisa: Tsy nanisa vary ho ahy lahy ny zokiko!
6  Manokana, mitahiry: Lafoko ihany ny voasariko telo fototra, nefa aza matahotra fa nanisa iray harona ho anao aho [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Proverbs  10  Proverbs containing the word manisa

Entry (2/3)11  manisa
Root  12  isa
Part of speech  13  active verb
Explanations in Malagasy  14  Milaza ny fitohizan' ny isa: Efa mahay manisa ny zanako
15  Mijery ny isan-javatra na olona: Manisa ny mpianatra tonga ny mpampianatra [1.1]
Explanations in English  16  to count [1.7]
Explanations in French  17  compter, énumérer, mettre au nombre. Mahay manisa sahady ity zaza kely ity: ce petit enfant sait déjà compter. [1.3]
18  compter [1.8]
19  compter: mamela tsiroaroa (compter deux par deux) [1.13]
Examples  20  manisa ny entana aondrana sy ampidinina no tena vaindohan-draharahako teny amin' ny s/s "Chantilly". [2.471]
Vocabulary  21  Mathematics: arithmetic
Morphology 
22  Present :
23  Past :
24  Future :
25  Imperative :
Compound words 

Entry (3/3)27  manisà
Root  28  isa
Part of speech  29  imperative of active verb manisa
Explanations in Malagasy  30  [1.1]
Explanations in French  31  [1.3]
Tables and plates  32  All the active imperatives

Anagrams  33  manisa, manisà, masina, masìna, manisa, manisà, masina, masìna

Updated on 2023/10/26