|
|
|
|

Entry1  fanamarihana amin' ny refy venty
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.13] fametahana teti-drefy eo amin'ny fitaovana iray
Explanations in French  4  [1.13] étalonnage: Fanamarihana fanipihana iray amin'ny refy venty (Étalonnage d'une règle) ~ Fanamarihana goro iray amin'ny refy venty (Étalonnage d'un vase) ~ Fanamarihana tavoahangy iray amin'ny refy venty (Étalonnage d'une bouteille)
Elementary words  5  fanamarihana, amy, refy, venty

Updated on 2024/12/07