|
|
|
|

Entry1  fanamarihana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.13] fisintonana ny saina amin-javatra maningana
famantarana manokana
Explanations in French  4  [1.13] remarque
marquage
Examples  5  [4.27#] Misy fanamarihana tsy maintsy atao.
6  [2.285#] Ninianay tsy nasiana fanamarihana na fanontaniana izy.
7  [2.356#] Efa voan' ny fanamarihana momba io koa ny tenanay indray andro.
Root  8  marika
Compound words 

Anagrams  12  fahamanirana, fahamarinana, fahamiranana, fanamarihana

Updated on 2025/01/21