Entry (1/2) | 1 amy |
Part of speech | 2 preposition |
Explanations in Malagasy |
3 teny mpampiankina mampiankina matoanteny na anarana amin'ny famenony, ka milaza: a) fitaovana enti-manao asa: manoratra amin'ny penina. b) fomba: mihira amin-karavoana. c) fotoana: miainga amin'ny fito maraina. e) olona itenenana: miresaka amin-dRakoto. f) fiarahana: miaraka amin'ny amboalambo; vary amin-dronono. g) faritra: mandray zaza amin'ny sandriny. h) fanamarinana ny hoe: araka ahy, araka anao...; amiko tsisy vidiny ny vola azo amin'ny tsy rariny. i) toerana: hisakafo any amin'i dada izahay anio; (marihina fa raha milaza toerana ny amy dia tsy maintsy ialohana mpamaritra matoanteny milaza toerana mandrakariva koa: eto, eo, any, atsy...: mivory atsy amin'ny ben'ny tanàna ny loholona) [1.1] |
Explanations in English |
4 used before ny, as amy ny, or amin' before a vowel. With, in, at, to, from, etc. In past tense, tamy, When, on, among, from, etc. The prepositional prefixes a-, am-, an-, appear to be contractions of this word, and form a large number of prepositional phrases. Amy is used after nearly all intransitive verbs when governing an indirect accusative. [1.2] 5 preposition with an all-purpose meaning depending on context: with, at. [1.7] |
Explanations in French |
6 préposition dont le sens dépend du contexte: avec, à, en. [1.8] 7 Pour: Mafana loatra amin' izao tonontaona izao ity akanjo ity (Cet habit est trp chaud pour la saison) [1.66.fr#740] 8 avec, dans, à, de, en, chez. Miaraka amiko izy: il vient avec moi. Ny aminy: au sujet de. Vita ny amiko: je suis un homme fini. Ny any aminay: chez nous. Vary aman-dronono: du riz au lait. [1.5] |
Morphology |
|
Other spellings | 11 amina |
Compound words |
|
Proverbs | 47 Proverbs containing the word amy |
Tables and plates |
48 All the prepositions |
Entry (2/2) | 49 amy |
Part of speech | 50 noun |
Explanations in Malagasy |
51 Enti-milaza fitafiana mihaja fenti-mihaingo [1.1#65] |
Explanations in French |
52 costume, tenue militaire; par extension: toilette, parure [1.3#30] |
Derivatives |
|
Anagrams | 55 amy, may |
Updated on 2024/10/11 |