Entry | 1 fanafenana |
Root | 2 afina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fametrahana zavatra amin' ny toerana iray tsy hahitana azy; fanaronana zavatra mba tsy ho hita toerana anafenana zavatra matetika fanitrihana ny maty alevina |
Explanations in French |
5 [1.3] l’action de cacher, etc. le lieu où l’on cache |
Examples |
6 [1.1] Dia heverinao ho mora ve ny fanafenana zavatra makadiry toy io? 7 [1.1] Ato no fanafenan-dRakoto ny fanalahidy 8 [2.69] Nony tapitra ny andro fampisehoana azy tambony vohitra, dia nentina nafenina tao am-pasana tany amin' ny tendrombohitra fanafenana Andriamanjaka izy. |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |