|
|
|
|

Entry (1/2)1  afina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanaovana zavatra amin' ny toerana tsy hitan' ny olona, fitanana zavatra tsy ho fantatr' olona: Ataovy tsara afina ireo firavaka sarobidy ireo fa sao misy mangalatra [1.1]
4  [2.588#]
Explanations in English  5  root not used except in reduplication, as tia afinafina. To love doing things in secret. [1.2]
6  concealment [1.7]
Explanations in French  7  Etat de ce qui est caché, couvert, dérobé à la vue, recèlement: Ataovy tsara afina ny vola (Cachez bien l'argent) [1.3]
Examples  8  Efa lasa ela ihany ny mpanenjika ary efa afina vao niala vao nianavaratra ho ao Andranonanahary Ingahy Dany. [2.588#]
Morphology 
9  Simple :
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :

Entry (2/2)15  afina
Root  16  fina
Part of speech  17  passive verb
Explanations in English  18  Used of that pressed close, as the nose in being blown [Provincial] [1.2]
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
22  Imperative :

Anagrams  23  afina, anifa, fania, fiana, fi~ana

Updated on 2023/10/29