Entry | 1 famorana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fandidiana foitran-jaza, izany hoe fanalana ilay hoditra manarona ny lohan' ny filahian-jaza; fanaovana hasoavana |
Examples |
4 [2.113#] Tamin' ny andron' Andriamanelo no nanaovana ny famorana voalohany tany Imerina. |
Root | 5 fora |
Analogs | 6 didifoitra, sikina, sambatra, hasoavana |
Article |
7 Randzavola: famorana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 8 anaforam, famorana, fanamaro, fanamora, manafora, ro mafana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |