Entry (1/2) | 1 hasoavana (soa) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Hatsarana: Feno hasoavana ilay vehivavy renin' Andriamanitra [1.1] 4 Toe-java-tsoa, fahazoana soa: Tsy tokony hifanary na ankasoavana na an-karatsiana [1.1] |
Explanations in English |
5 Goodness; favorable circumstances [1.7] |
Explanations in French |
6 Bonté; circonstances favorables [1.8] |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 8 hasoavana (soa) |
Part of speech | 9 noun |
Vocabulary |
10 Religions, Beliefs |
Explanations in Malagasy |
11 Ny firavoravoana, ny lanonana amin' ny famoran-jaza; ny famoran-jaza mihitsy: Namonjy hasoavana tao aminay ry Rakoto mianakavy / Hatao hasoavana ny zafikeliko [1.1] |
Explanations in French |
12 hasoavanjaza [1.13] |
Anagrams | 13 hasoavana, voasahana |
Updated on 2020/07/31 |