Entry (1/2) | 1 sikina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Lamba ahodidina ny tena ka midina hatreo amin' ny lohalika: Naka lamba hataony sikina Rasoa dia lasa nanome hanina ny akoho amam-borony 4 Fanodidinana lamba ny tena, ka ho an' ny lehilahy, eo amin' ny valahana no fatorana ilay lamba, fa eo ambany helika kosa ho an' ny vehivavy [1.1] |
Explanations in English |
5 a cloth worn around the waist [1.7] |
Explanations in French |
6 étoffe qu'on porte autour des reins [1.8] |
Examples |
7 nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo. [2.472] |
Vocabulary |
8 Economy: clothing |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 18 sikina |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 Famorana na hasoavana: Sikin-jaza 21 Hafanam-po, faharisihana amin' ny asa [1.1] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Anagrams | 25 kisina, sikina |
Updated on 2023/07/22 |