Entry | 1 fahazarana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba zary toetra noho ny fanao miverimberina; toetra azo amin' ny famerimberenana zavatra na asa matetika. |
Explanations in English |
4 [1.7] habit; familiarity from use or practice or acquaintance |
Explanations in French |
5 [1.3#869, 1.8] habitude 6 [1.8] familiarité par suite d'habitude |
Examples |
7 [2.643#] Nanjary toetra raikitra vokatry ny fahazarana ny mandeha alina sy manavatsava. 8 [1.369#] Ny mpirotsaka an-tsitrapo ato amin' ny Firohotana dia ireo izay nandà ny fahazarana. |
Root | 9 zatra |
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fahazarana |
Anagrams | 12 faharazana, fahazarana, hafa razana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |