Entry | 1 entim-pahazarana |
Elementary words | 2 entina, fahazarana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 tsy mandeha ara-tsitrapo fa manaraka ny efa mahazatra fotsiny, tsy ny saina na ny sitrapo no mitondra fa ny fahazarana fotsiny [1.1] |
Examples |
5 Mpamboly sy mpiompy araka ny nentim-pahazarana sy fahazatana Ratovo vadiny, ka tsy hitena akanjon' ambanivohitra, na hiaingitraingitra na oviana na oviana. [2.470] |
Updated on 2023/06/11 |