|
|
|
|

Entry1  etsy ange
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny kely somary miangola entina hitaomana olona hihaino izay lazaina: Etsy ange, mba ierao amin' ny mpampianatra aho fa manavy ka tsy afaka hianatra
Explanations in English  4  [1.7] come here; listen
Explanations in French  5  [1.3] écoute un peu, viens ici
6  [1.8] viens ici
Examples  7  [2.499#19] Ary etsy ange, mba efa nilazanao ve Ikemba?
Elementary words  8  etsy, ange

Anagrams  9  aingetse, etsy ange

Updated on 2025/01/21