Entry (1/2) | 1 ange |
Part of speech | 2 particule |
Explanations in Malagasy |
3 kian-teny entina manaitra kokoa ny sain' ny olona antsoina na itenenana mba hihainoany tsara izay holazaina aminy: Etsy ange! Avia ange! Nahoana ange hianao no tsy mba nandeha! Jereo ange! Ahoana ange izany teninao? [1.10#A.253] 4 Kian-teny kely enti-manintona ny sain' olona iresahana ka mitaona azy amim-piangentsanana kely hanao zavatra na hanatona: Jereo ange itỳ sariko ~ Avia ange hilazako zavatra e! 5 Raha aorian' ny mpamaritra matoanteny manontany ny ange dia manamafy kely ny fanontaniana amim-pomba somary miangentsana: Nahoana ange no tsy valianao ny fanontaniako? [1.1] |
Explanations in English |
6 used to soften commands: Jereo ange (Look) [1.7] |
Explanations in French |
7 qui sert à adoucir les commandes: Jereo ange (Regardez un peu!) [1.8] |
Examples |
8 Ahoana ange izany? [2.285#] 9 Andramo kely ange! [2.528#] 10 Jereo ange, hoy izy. [2.499#] 11 Manahoana ange leiroa? [2.1022#] |
Other spellings | 12 angea, angeha |
Compound words |
|
Tables and plates |
14 All the particles |
Entry (2/2) | 15 ange |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 anjely: L'ange gardien (Ny anjely mpiambina) 18 olona madio fo, olona lavorary [1.4] 19 anjely 20 olona tsara fanahy dia tsara fanahy. [1.9] |
Vocabulary |
21 Religions, Beliefs |
Anagrams | 22 ange, enga, gena |
Updated on 2023/08/22 |