|
|
|
|

Entry1  varidimiventy
Elementary words  2  vary, dimy, venty
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Anaram-bola izay latsaka kely noho ny varifitoventy [1.1]
Examples  5  Tsy varidimiventy ihany va no vidin' ny tsintsina roa? [2.996#]
6  Ny varifitoventy sahy kianja
ny ilavoamena mitam-pihavanana
fa ny ariary no vola malaza
nefa varidimiventy namidy vozon-kena aho
[2.131]
Vocabulary  7  Economy: finances, management
Proverbs  8  Proverbs containing the word varidimiventy

Updated on 2023/11/24