Entry (1/3) | 1 v |
Part of speech | 2 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
3 Tarehintsoratra fahasivy ambin'ny folo ary renisoratra fahadimy ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho b amin'ny fanakambanan-teny: Takolaka varavarana miova ho takola-baravarana; marihina fa ny v manomboka fototeny mikambana amin'ny man mba hanaovana matoanteny dia indraidray miova ho b ka ny "man" lasa "mam" (man + voly = mamboly), indraidray kosa latsaka fotsiny amin'izao (man + velona = mamelona). [1.1] |
Explanations in French |
4 Dix-neuvième lettre et quinzième consonne de l'alphabet malgache. [1.3] |
Tables and plates |
5 The Alphabets |
Article |
6 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
Illustrations |
|
Entry (2/3) | 8 V |
Part of speech | 9 adjective |
Explanations in Malagasy |
10 marika romana izay milaza ny isa 5 [3.1] |
Vocabulary |
11 Mathematics: arithmetic |
Tables and plates |
12 The Numbers |
Entry (3/3) | 13 V |
Part of speech | 14 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
15 Singa mivaingana, faha-23 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
Explanations in English |
16 Vanadium [3.1] |
Vocabulary |
17 Chemistry |
Tables and plates |
18 Periodic Table |
Updated on 2024/09/07 |