Entry (1/2) | 1 dadabe |
Elementary words | 2 dada, be |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fiantsoana ny rain' ny ray na ny rain' ny reny: Andeha ho aiza ianao, ry dadabe ? 5 Kakibe, fa azo ampiasaina koa hilazana tsotra ny rain' ny ray na ny rain' ny reny; raibe: Lasa any an-tsena i dadaben' i Soa 6 Teny fanajana ilazana lehilahy efa zokiolona tokony hanana zafikely [1.1] |
Explanations in English |
7 a grandfather [1.2] |
Examples |
8 Hodinihina izany, ry dadabe. [2.270] 9 Ny dadaben' I Dada, hono, no nanatrika ny toe-javatra. [2.472] 10 Hozakaiko fa anjara dadabeko, hoy aho, nisento moramora. [2.643] 11 dadabem-borompotsy izany ilay hitanay tary an-dohasaha tary. [2.117] |
Vocabulary |
12 Relationships: family |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Entry (2/2) | 17 Dadabé |
Elementary words | 18 dadabe |
Part of speech | 19 name (book title) |
Vocabulary |
20 Literature: books |
Author |
21 Rakotoson Michèle |
Publishings |
22 Karthala, 1984. Pages: 116 |
Anagrams | 23 Dadabé, dadabe, Dadabé, dadabe |
Updated on 2024/04/09 |