|
|
|
|

Entry1  sinibe
Elementary words  2  siny, be
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Siny makadiry atao fitahirizan-drano ao an-trano
Explanations in French  5  [1.13] citerne
Examples  6  [2.472] sinibe no fenoina katsaka efa novoasana ary tanehina eo izany mandra-pahamasany.
7  [2.131] sinibe tsy mahatan-drano
izany va no asany?

Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word sinibe

Updated on 2024/12/07