Entry | 1 miboboka (boboka) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy | 3 Misotro betsaka: Marary kibo i Koto fa nibobo-drano tany amin' izay nalehany tany [1.1] |
Explanations in English | 4 to drink to excess, to imbibe much, to saturate; to be satiated [1.2]5 to drink too much [1.7] |
Explanations in French | 6 boire à l'excès [1.8] |
Examples |
7 Izay miboboka mandra-paharivan'ny andro ka ampirehetin'ny divay! [2.996] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word miboboka |
Updated on 2023/01/17 |