|
|
|
|

Entry1  ampy mizara
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza zavatra ampy hozaraina tsara ka hahazo ny anjarany daholo izay rehetra eo
Elementary words  4  ampy, mizara

Updated on 2024/12/07