Entry (1/3) | 1 ampy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Antonona an' izay ilaina, sahaza: Tsy mbola ampy izao fahaizanao izao fa mbola tokony hianatra ihany ianao / Efa ampy ny variko, tompoko, fa misaotra. [1.1] |
Explanations in English |
4 sufficient, enough [1.2, 1.7] 5 It governs the accusative case, as Ampy anao izany (That is sufficient for you). [Mal. sampai.] [1.2] |
Explanations in French |
6 suffisant [1.8, 1.13] 7 assez [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word ampy |
Entry (2/3) | 16 ampy |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 kotrobaratra, varatra [Taimoro, Tanosy]
[1.78] |
Explanations in English |
19 the thunder which comes near [Provincial]
[1.2] |
Vocabulary |
20 Meteorology |
Entry (3/3) | 21 ampy |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 karazan-javamaniry izay maraorao ny raviny ka raha vao mikasika ny raviny dia mivonto ny hoditra [Betsimisaraka]
[1.78] |
Explanations in English |
24 a shrub (or tree?) from the fibre of which a kind of string is made [Betsimisaraka]
[1.2] |
Explanations in French |
25 (nom donné à plusieurs plantes urticantes). 26 Urera longifolia Wedd. (Urticaceae). Voir ampilela, ampilelavarika, ampimbato. [Bezanozano] [1.196] 27 [Sakalava] 28 [Tsimihety] |
Vocabulary |
29 Botany: tree |
Scientific name |
|
Updated on 2023/04/20 |