|
|
|
|

Entry (1/2)1  ambany andrefana
Elementary words  2  ambany, andrefana
Part of speech  3  locution
Examples  4  [2.649#74] Jeffreys natao lohatrano tao ambany andrefana
5  [2.246] Ato ambany andrefana no misy mamba masiaka lehibe. Ivoaimena no anarany, ka laniny avokoa izay zavatra mandalo ao na olona na omby
6  [MaTV] Mimenomenona amin'ny fahatapahan'ny rano eny amin'ny "borne fontaine" ny mponina etsy ambany andrefana eny Ivandry
Analogs  7  ambanyavaratra, ambanyatsimo, ambanyatsinanana

Entry (2/2)8  Ambany Andrefana
Part of speech  9  name (toponym) [Full list]
Examples  10  [4.12] Depuis le 18 mai, le « Parc et Jardin Analamahitsy » dans le quartier d’Analamahitsy Ambany Andrefana dans le Ve Arrondissement de la commune urbaine d’Antananarivo, est devenu un lieu de rendez-vous hebdomadaire pour les accrocs de combat de coqs

Anagrams  11  ambany andrefana, Ambany Andrefana

Updated on 2025/02/08