Entry | 1 andrefana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny lafin' ny vodilanitra ilentehan' ny masoandro (mifanohitra aminy: atsinanana) [1.1] |
Explanations in English |
4 the west [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
5 ouest [1.3#40, 1.8] |
Examples |
6 Atsy andrefana atsy misy hazo madinidini-dravina; [2.857#] 7 Nanaraka arabe hatrany ny Anglisy avy any andrefana. [2.472#] |
Vocabulary |
8 Space |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word andrefana |
Anagrams | 18 andrefana, fanderana |
Updated on 2023/06/12 |