|
|
|
|

Entry (1/3)1  ambany
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany
4  Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io
5  Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony.
6  Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao
7  Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka
8  Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana [1.1]
Explanations in English  9  under [1.7]
Explanations in French  10  en bas, au dessous [1.8]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Tables and plates  33  All the adverbs

Entry (2/3)34  ambany
Part of speech  35  preposition
Explanations in English  36  down [1.2, 1.7]
37  [root vany.] Under, beneath, below [1.2]
Explanations in French  38  sous, bas [1.8]
Vocabulary  39  Space
Compound words 
Tables and plates  41  All the prepositions

Entry (3/3)42  ambany
Part of speech  43  noun
Explanations in Malagasy  44  andrefana [Sihanaka] [1.78]
Explanations in English  45  The west [Provincial] [1.2]
Vocabulary  46  Space

Updated on 2022/12/13