|
|
|
|

Entry (1/4)1  aloka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Faritra maizina ao ivohon' ny zavatra iray voataratry ny hazavana: Mipetrapetraha eo amin' ny alok' itỳ trano itỳ
4  Toerana voaro amin' ny hainandro: Erỳ no misy aloka hisakafoantsika [1.1]
Explanations in English  5  a shelter against sun or rain; a shade or shadow; a shed [1.2]
6  An umbrella, a parasol. See tandindona [Provincial] [1.2]
7  shelter; shade, shadow [1.7]
Explanations in French  8  abri; ombre [1.8]
9  image, ombre [1.13]
Examples  10  Tahaka ny mbola misy aloka manaraka azy ihany, na dia efa maty masoandro aza. [2.470]
11  Ny masoandro efa nadiva hihoatra, ary ny aloky ny bonga feno vato nirangaranga tao ambony andrefana nampangovitra ireto vehivavy. [2.324]
Vocabulary  12  Physics
Morphology 
13  Simple :
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :
18  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 
Titles 
Proverbs  26  Proverbs containing the word aloka

Entry (2/4)27  aloka
Part of speech  28  noun
Explanations in Malagasy  29  matoatoa [Betsileo] [1.78]
30  Fahitana ny fanahy raha mbola velona izao ny vatana, amin' ny aloky ny tena tarafin' ny hazavana, samy hafa amin' ny tandindona. Voalazan' ny Ntaolo fa misy aloka intelo miantoana hita amin' izany: ny aloka mainty (ny vatana), ny aloka ambonin' ny mainty (ny ambiroa) ary ny aloka ambony indrindra (ny avelo) [1.1]

Entry (3/4)31  alòka
Root  32  loka
Part of speech  33  passive verb
Explanations in Malagasy  34  Atao loka, enti-milaza izay ifanambazana: Vola sa zavatra àry no halòka [1.1]
Morphology 
35  Present :
36  Past :
37  Future :
38  Imperative :

Entry (4/4)39  aloka
Root  40  loka
Part of speech  41  passive verb
Explanations in Malagasy  42  Atsipy, atoraka, alefa [1.1]

Anagrams  43  akalo, aloka, alòka, lakao, laoka, loaka, olaka, akalo, aloka, alòka, lakao, laoka, loaka, olaka

Updated on 2023/08/11