Entry | 1 mialoka |
Root | 2 aloka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Maka toerana eo ambany zavatra iray izay miaro ny tena amin' ny hainandro na orana: Aza mialoka eo ambany hazo raha misy oram-baratra [1.1] |
Explanations in English |
5 to take shelter from rain or sun. In Imerina the reduplicated form is more frequently used of shade from the sun. [1.2] 6 to go into the shade; to take shelter [1.7] |
Explanations in French |
7 se mettre ou être à l'ombre; s'abriter [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 kaliôma, kimalao, Mailoka, mailoka, makalio, mialoka, mikaloa, milaoka, miloaka, miolaka |
Updated on 2023/01/20 |