Entry (1/2) | 1 alokaloka |
Root | 2 aloka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in English |
4 shade, protection from the sun [1.7] |
Explanations in French |
5 ombre, abri du soleil. [1.8] 6 pénombre [1.13] |
Examples |
7 Nitokelaka izahay roalahy, namonjy alokaloka fa nitanika ny andro. [2.5] 8 Ny hatsaran' ny alokalony no antony nàmbolena azy indrindra; [1.38] 9 Feno hehy sy korana ny alokaloky ny lavarangana ary nisy aina terý ny vodi-hatafa sy voaniho. [2.499] 10 Raha hohosoranareo ho mpanjakanareo tokoa ary aho, dia avia ianareo ka mialofa ato amin'ny alokaloko [2.996] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 15 alokaloka |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 ahiahy [Betsileo]
[1.78] |
Anagrams | 18 alokaloka, olakolaka |
Updated on 2023/01/20 |