|
|
|
|

Entry1  aloalon-tany aman-danitra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny nilazan' ny Ntaolo ny razana izay noheveriny ho mpanelanelana amin' Andriamanitra sy ny olombelona, na ireo mpanelanelana amin' Andriana sy ny vahoaka (jereo alo)
Elementary words  4  aloalo, tany, amana, lanitra

Updated on 2025/02/02