|
|
|
|

Entry (1/5)1  aloalo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tsanganan-kazo fisaka voasokitra atao haingom-pasana any amin' ny foko Mahafaly (ny ahitana azy betsaka dia eo anelanelan' ny ony Onilahy sy ny tanànan' i Beloha) [1.1]
Explanations in English  4  a grave ornament carved from wood (southwest). [1.7]
Explanations in French  5  ornement de tombeau en bois (sud-ouest). [1.8]
Examples  6  Nony maty anefa Rasomotrarindrano, dia nantsoina ny vahoakan'i Vohimena (izay noheverina fa efa lovan'Andrianantara II) mba hanao levenana (fanaovana aloalo sy vatomasina), kanefa nandà i Vohimena. [2.508#]
Compound words 

Entry (2/5)8  aloalo
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  Teny fampiasa indrindra amin' ny asan' ny fanenomana: aloalom-poly [1.1]
Compound words 

Entry (3/5)12  aloalo
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  matoatoa [Taimoro] [1.78]
15  aloka, fanahy [Sihanaka] [1.78]
Proverbs  16  Proverbs containing the word aloalo

Entry (4/5)17  aloalo
Part of speech  18  noun
Explanations in English  19  a fosse, a ditch, a precipice. (Prov.) [1.2]
Explanations in French  20  précipice. [Tankarana] [1.19]
Synonyms  21  alo

Entry (5/5)22  aloalo
Part of speech  23  noun
Explanations in Malagasy  24  Ako [Taisaka, Bara] [1.78]

Anagrams  25  aloalo, laolao

Updated on 2023/10/29