|
|
|
|

Entry1  alin-taona
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny voankazo maharitra hatramin' ny tonon-taona manaraka, na ny voankazo malady masaka, alohan' ny fahataperan' ny teo aloha
Explanations in English  4  [1.2] Precocious; premature, as of fruits.
Vocabulary  5  Botany: (in general)
Elementary words  6  alina, taona

Anagrams  7  alantonay, alin-taona, ilantoana, taolanina

Updated on 2025/01/21