|
|
|
|

Entry1  akoholahy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny lahy amin' ny akoho
Explanations in English  4  [1.2] [lahy, masculine.] A cock
5  [1.7] a rooster
Explanations in French  6  [1.8] coq
7  [1.405] [Sakalava-Mayotte] [akôho lahy] coq
Examples  8  [2.69#0] tsy akoholahy aho ka hahatsiaro andro maraina;
9  [2.508#425] Vonoina ny akoholahy mena sy ny ombim-pandroana.
10  [1.353#] Vonoina ny akoholahy mena, ny rany tetitetenan' izy rehetra amin'ny handriny.
Vocabulary  11  Zoology: birds
Elementary words  12  akoho, lahy
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  20  Proverbs containing the word akoholahy
Article  21  Randzavola: akoholahy ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
22  23 

Anagrams  24  akoholahy, halohaiko, hialohako, hilaohako, hiloahako, hiolahako

Updated on 2025/01/21