|
|
|
|

Entry1  akoholahy
Elementary words  2  akoho, lahy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Ny lahy amin' ny akoho [1.1]
Explanations in English  5  [lahy, masculine.] A cock [1.2]
6  a rooster [1.7]
Explanations in French  7  coq [1.8]
8  coq [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  9  tsy akoholahy aho ka hahatsiaro andro maraina; [2.69#0]
10  Vonoina ny akoholahy mena sy ny ombim-pandroana. [2.508#425]
11  Vonoina ny akoholahy mena, ny rany tetitetenan' izy rehetra amin'ny handriny. [1.353#]
Vocabulary  12  Zoology: birds
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  17  Proverbs containing the word akoholahy
Article  18  Randzavola: akoholahy ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
19 

Updated on 2023/06/21