Entry | 1 akoho amam-borona |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.13] fitambaran'ny karazam-borona fiompy |
Explanations in French |
4 [1.13] volaille |
Examples |
5 [2.470] Naneno sy nigagaka tamin' izay ny akoho amam-borona. |
Vocabulary |
6 Economy: breeding, farming |
Elementary words | 7 akoho, amana, vorona |
Compound words |
|
Quotes | 10 Texts mentioning akoho amam-borona |
Updated on 2024/12/08 |
![]() |