|
|
|
|

Entry1  akohofotsy
Elementary words  2  akoho, fotsy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  angamaty (aretina) [Taifasy] [1.78]
5  farasisa [Taimoro] [1.78]
6  aretindratsy [Tambahoaka] [1.78]
7  aretina mpahazo ny lehilahy na vehivavy (angatra) [Betsimisaraka] [1.78]
8  aretina amin'ny mahavehivavy na amin'ny filahiana - angatra (aretina) [Tanala] [1.78]
9  karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13]
Explanations in French  10  blennorragie [1.78, 1.13]
Vocabulary  11  Health
Compound words 

Anagrams  13  akohofotsy, akotso fohy

Updated on 2023/10/27