Entry | 1 akohovavy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny vavy amin' ny akoho. |
Explanations in English |
4 [1.7] a hen |
Explanations in French |
5 [1.8] poule 6 [1.405] [Sakalava-Mayotte] [akôho vavy] poule |
Examples |
7 [2.298#17] Dia nasiany akohovavy iray teo afovoany. 8 [2.69#242] Hoy kosa ny akoholahy tamin' ny akohovavy : "Raha tsy hianao, dia lany ritran' ny lava-hoho ny zanako" 9 [2.5#63] Jereo ny biby, hoy indray izy, fa ny akoholahy no tsara volo noho ny akohovavy : ny vorondahy miraratra amin' ny lokony mahavariana, ary ny lambolahy dia voaravaky ny vombony mahafinaritra. |
Vocabulary |
10 Zoology: birds 11 Economy: breeding, farming |
Elementary words | 12 akoho, vavy |
Compound words |
|
Illustrations |
|
Anagrams | 15 akohovavy, hovaviako, voahivoka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |