Entry (1/4) | 1 meloka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy mahitsy fa mifeloka, vokoka: Vy meloka |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] crooked |
Explanations in French |
5 [1.3#233, 1.8] courbe |
Examples |
6 [2.69#] ny hazo meloka aza tambinana; |
Root | 7 heloka |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word meloka |
Entry (2/4) | 16 meloka |
Part of speech | 17 adjective |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] Nahavita hadisoana lehibe: Olomeloka, |
Explanations in English |
19 [1.2] guilty, criminal, sinful 20 [1.7] guilty |
Explanations in French |
21 [1.3#233, 1.8] coupable |
Examples |
22 [2.508#] Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka. 23 [2.654#] koa raha misy manao izany, ataoko namany ny meloka. 24 [2.48] Fa raha meloka amy ny heloka, dia atao tadimody, ary dia ny havana hiany no mamono azy. |
Root | 25 heloka |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 35 Proverbs containing the word meloka |
Entry (3/4) | 36 meloka |
Part of speech | 37 adjective |
Explanations in Malagasy |
38 [1.78] [Bara]
tezitra |
Explanations in English |
39 [1.2] angry, displeased |
Root | 40 heloka |
Entry (4/4) | 41 Melòka |
Part of speech | 42 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
43 [2.996] Malluch |
Explanations in French |
44 [2.996] Malluk |
Examples |
45 [2.996#] Benjamina, meloka, Samariasa; |
Vocabulary |
46 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 47 Chapters and verses mentioning Melòka |
Anagrams | 48 lemako, lemoka, lomake, maloke, meloka |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |