Entry (1/2) | 1 melohina |
Root | 2 meloka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao miolaka, miforitra: Nomelohin' ny ankizy, nohamelohin' ny ankizy ny tehiko [1.1] |
Explanations in French |
5 qu'on courbe [1.3#233, 1.8] |
Entry (2/2) | 6 melohina |
Root | 7 meloka |
Part of speech | 8 passive verb |
Explanations in Malagasy |
9 Amoahana didim-pitsarana milaza fa meloka: Nomelohin' ny fitsarana Rakoto satria mazava loatra ny porofon' ny nahadiso azy [1.1] |
Examples |
10 Dia mbola eo koa ny resaka tsiahivina lava momba ny olona tsy azo melohina. [4.27#] |
Morphology |
|
Updated on 2023/02/23 |