|
|
|
|

Entry (1/2)1  aba
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Relationships: family
Explanations in Malagasy  4  ray [1.78]
5  rangahy na fiantson'ny vehivavy ny lehilahy [1.78]
6  dada, teny fanajana mahasolo ny letsy na tompoko: Izay ary aba ro i ko... (Izay ary tompoko no izy ka..) ~ Aia roa iabako Daleva iñy: Aiza re i Dada Raleva iny) [1.78]
7  ray: Hoaia h'iheo aba? [1.78]
8  teny fahita indrindra amin' ny fitenim-paritra, mitovy hevitra amin' ny hoe: dada, kaky: Ey, abako be, hoy Iboina tamin-dRanakombe, izaho no izy [1.1]
Explanations in English  9  Father, chiefly used by children. [1.2]
10  father [1.7]
Explanations in French  11  Mot venant des provinces ; peu usité en hova, et employé à la place de dada, ikaky [1.3]
12  père [1.8]
Examples  13  Hono, Paritra, nankaiza i aba? [2.285]
14  Fa hoy kosa Itiahita hoe : "Milomanosa hianao, aba, milomanosa hianao, aba; [2.69]
Morphology 
15  Simple :
Synonyms  16  ada, baba, dada, iaba, ikaky, ray
Compound words 

Entry (2/2)18  Aba
Part of speech  19  name (biblical)
Vocabulary  20  Holy Scriptures
Explanations in English  21  Abba [2.996]
Explanations in French  22  Abba [2.996]
Examples  23  [2.996]
Biblical quotes  24  Chapters and verses mentioning Aba
Tables and plates  25  Full list
Article  26  Randzavola: Aba ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/09/10