|
|
|
|

Index

Proverbs : verahina

Proverb 1Mangalingalin’ ny voara : vitsika anatiny. [1.147 #M82]
Ny fihavanan' ny olona tahaka ny voara : amboloina manitra, fa raha vakina be aloy. [2.558 #2988]
Ny fihavanan’ ny olona toy ny voara : raha am-boloina, manitra ihany ; fa raha verahina, dia be aloy. [2.653]
Ny fitondran-tena tahaky ny voara, ka raha verahina, vitsika. [2.415 #3049]
Toy ny voara izy: jerena, toa mandina, fa raha verahina, vitsika daholo no ao anatiny. [2.165 #480]
Toy ny voara : jere-mandina, amboloina manitra, nony verahina feno vitsika. [2.558 #4379]
French translationIl est comme le "voara" (fruit): il paraît beau au dehors, mais quand on l' ouvre il est plein de fourmis. [2.165 #480]
La conduite est comme une figue sauvage ; si on l' examine en l' ouvrant, elle est pleine de fourmis. [2.415 #3049]

Proverb 2Toy ny voasary : iray fonosana fa samy manana ny hasiny. [2.558 #4380]
Toy ny voasary : raha bangoina, iray fonosana ihany ; fa raha verahina, samy manana ny hasiny. [2.415 #1721, 2.974 #429, 2.653]
French translationC' est comme l' orange : si on la regarde en bloc, elle est dans une même enveloppe ; mais si on l'ouvre, chaque partie a sa gousse. [2.415 #1721]
Comme les gousses de l’orange : à l’extérieur, c’est la même enveloppe ; à l’intérieur, les goûts sont différents. [2.974 #429]
French interpretationChacun a sa place et sa condition, bien que les hommes soient semblables. [2.415 #1721]

Index