|
|
|
|

Entry1  verahina
Root  2  veraka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Vakina roa ka sokafana tsara: Misy vitsika ny voankazo sasany rehefa verahina
5  Loarana ny tsinainy: Noverahina ilay kisoa rehefa avy nodorana
6  Velarina: Veraho ny entanao hosavana
7  Borahina: Aza matahotra fa veraho izay ao am-ponao [1.1]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word verahina

Updated on 2023/01/05