|
|
|
|

Entry (1/2)1  vitsika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Bibikely bitika dia bitika, lavalava vatana, mivelona miara-mitoetra ao anaty lavaka izay atao indrindra hoe lava-bitsika, na votry [1.1]
Explanations in English  4  ants [1.7]
Explanations in French  5  fourmi [1.3, 1.8]
Examples  6  Ny fihavanana toa ny voara, nony verahina misy vitsika. [2.296]
7  Dia nofoserin' ny vitsika ilay hazo ka tapaka vetivety foana. [2.445]
Vocabulary  8  Zoology: invertebrates
Derivatives 
9  Names :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  15  Proverbs containing the word vitsika
Article  16  Randzavola: vitsika ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)17  vitsika
Part of speech  18  adjective
Explanations in French  19  Se disait dans le sens de nombreux [2.415]
20  nombreux, innombrable [1.3]

Updated on 2023/06/08