Index |
|
|
|
Proverbs : tsy maninon-tsy maninona
|
|
|
Proverb 1 | Raha izy no mahandro patsa, tsy maninon-tsy maninona; fa raha izahay no mba mitono toho, ovany ho mandany laoka. [2.653 #2664]
Raha izy no mahandro patsa, tsy maninon-tsy maninona, fa raha izahay no mitono toho, dia ovany ho mandany laoka. [2.558 #3585]
Raha izy no mahandro patsa, tsy maninon-tsy maninona ; raha izahay no mba mitono toho, ovany ho mandany laoka. [2.415 #4565]
|
French translation | Quand c'est lui qui fait cuire des chevrettes il n'y a rien à dire, mais quand c' est nous qui faisons griller des poissons toho c' est bien différent et il dit que nous gaspillons les met. [2.415 #4565]
|
French interpretation | C' est un égoiste, qui trouve bien ce qu' il fait, et mal ce que font les autres. [2.415 #4565]
|
|
|
Proverb 2 | Raha manala ny nifin' ny sasany, tsy maninon-tsy maninona; raha mba halan' olona nify, hilaza hoe: "Faravazako". [2.653 #2685]
Raha manala ny nifin' olona tsara ihany, ka nony alan' olo-nify, ka hilaza hoe : faravazako io! [2.558 #3614]
|
|
|
Index |
|
|