|
|
|
|

Entry1  mitono (tono)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka, manatsatsika amin' ny afo: Mitono hena. [1.1]4  manatsatsika, manasaly, mandoro [1.13]
Explanations in English  5  to broil [1.7]
Explanations in French  6  griller au feu [1.8]7  griller [1.13]
Examples  8  mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word mitono

Updated on 2023/05/24