Entry | 1 mandany |
Root | 2 lany |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihinana: Mandany vary intelon' ny kapoaka isan' andro izy 5 Mandritra: Mandany vola betsaka ny fanaovan-trano ankehitriny 6 Manapitra: Handany ny volana Avrily any Toamasina izahay 7 Manary: Nandany ny androko ny fiandrasako anao. [1.1] |
Explanations in English |
8 to spend, to consume; to agree; to be allowed to suckle at will, as a young calf [1.2] 9 to use up, to consume [1.7] |
Explanations in French |
10 épuiser; consommer; agréer, approuver [1.8] 11 dépenser [1.13] |
Morphology |
|
Analogs | 16 tsy mitsitsy, mirobaroba, miredareda, mirodaroda, mitobatoba, manely vory, mamafy katrana, tsy mitsapa ny lany, tsy mitsapa ny farany, tondraka anio mananjara, mitahiry an-karon-doa-body, manao tovolahy mahita fotsimbary, tsy mitsinjo vodiandro ho marika, ny azo anio lany anio |
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word mandany |
Updated on 2023/09/25 |