Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : sasa-poana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Sasa-poana manao saha maina, fa tsy ho Sasa-poana manao saha maina, fa tsy ho tompon-tanàna rahoviana! [2.558 #3860] Sasa-poana manao saha maina, fa tsy ho | ||||||||||||||||||||
French translation | Vous vous fatiguez pour rien en préparant un champ auprès d' un village que vous n' habiterez jamais. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Sasa-poana ny olona tsy mihevitra. [2.415 #6153] | ||||||||||||||||||||
French translation | Les personnes qui ne réfléchissent pas se fatiguent inutilement. [2.415 #6153] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Sasa-poana ohatra ny akoho mikotri-borona, valaky ny tsy ho an' ny tena. [1.3] | ||||||||||||||||||||
French translation | Fatigué inutilement, comme une poule couvant des oeufs de canard. [1.3] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Elle s'épuise pour des petits qui ne la suivront pas. [1.3] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Tsy sasa-poana akory ny katsaka ela nihantonana fa niandry vanin-taona haniriana. [1.1]
Tsy sasa-poana tahaka ny katsaka ela nihantonana, fa miandry ny vanin-taona haniriana. [2.558 #4789] Tsy sasa-poana, tahaka ny katsaka ela nihantonana, fa niandry vanin-taona haniriana. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Ilazana ny olona nahita voka-tsara amin' ny fiandrasana ela fa tsy mba maimaika nanao zavatra tsy amin' ny fotoanany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||