|
|
|
|

Index

Proverbs : lanilany

Proverb 1Antsontsany hoatry ny fihinanana fadin-kena : hanina mafana, mandoro ; hanina mangatsiaka, miraikitra amin' ny lanilany. [2.415 #5644]
Antsontsany ohatra ny fihinana fadin-kena : hanina mafana, mandoro; haninahanina mangatsiaka, miraikitra amy ny lanilany. [2.653]
Antsontsany ohatra ny fihinanana fadin-kena : hanina mahamay mandoro, hanina mangatsiaka, miraikitra an-danilany. [2.558 #292]
French translationChercher difficultés et querelles comme l' intérieur de boeuf, quand on le mange : chaud, il brûle ; froid, il s' attache au palais. [2.415]
French interpretationIl faut en tout un juste milieu ; ce proverbe se disait des gens trop hésitants. [2.415 #1198]
Se disait des personnes difficiles de caractère. [2.415 #5644]

Proverb 2Kely manam-bady, toa toerana ifamonjena; lehibe manam-bady, toa lanilany tandrify. [2.415 #1198, 2.653 #1244]
Kely manambady toa toerana ifamonjena, lehibe vao manambady toa lanilany zara. [2.558 #1618]
French translationSe marier jeune c' est comme si on était pressé de trouver un parti pour s' établir ; se marier tard c' est comme si on n' avait pas trouvé un parti convenable. [2.415 #1198]

Index